Teny iditra | 1 anoharana |
Fototeny | 2 ohatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2#455] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#458] |
Ohatra |
6 tsy hitako izay anoharana azy [2.4#] 7 Tonga amin' ny tsy azo anoharana ka dia nantsoina i Bemanana [2.472#] 8 Hiangavy an' i dokotera Gabriel hijery azy aho, ka raha tohatra ny tsy azo anoharana fa misy atahorana ny aminy [2.944#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny anoharana io |
Fivaditsoratra | 14 anarohana, anoharana, anorahana, hanaranoa, hanoarana, harananao, narahanao, roanahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |