Fizahan-teny

Ohabolana : anoharana

Ohabolana 1Ny amalona no lany fa ny fe nanoharana azy inty eto ihany. [2.558 #2858]
Ny amalona no lany, fa ny fe nanoharana mbola eto ihany. [2.415 #5769, 2.653]
Ohatra ny fe nanoharana amalona, ka ny amalona no lany, fa ny fe tsy mbola miova. [2.165]
Dikanteny frantsayComme la cuisse à laquelle on a comparé une anguille: l' anguille a été mangée, mais la cuisse reste. [2.165]
L' anguille est consommée, mais la cuisse avec laquelle on l' a comparée est encore ici. [2.415 #5769]
Fanazavana frantsayLes témoins du fait sont là pour l' attester. [2.415 #5769]

Ohabolana 2Ny tonabe noharana ka lasa fa ny fe be nanoharana tavela. [1.147 #N13]

Ohabolana 3Ñy tonabe noharana ka lasana; fa ñy fe be nañoharana tavela. [2.165]
Fanazavana malagasyNy amalombandana noharina lasa; fa ny fe be nanoharana no sisa. [2.165]

Ohabolana 4Tsy hisy hanoarana, ohatra ny vikina ambany farafara. [2.653]
Tsy hita hanoarana, ohatra ny hazakazaka ambany farafara. [2.558]
Tsy hita hanoharana hoatry ny vikina ambany farafara. [2.415 #5780]
Dikanteny frantsaySans comparaison, comme faire un saut sous le lit. [2.415 #5780]
Fanazavana frantsayAutre sens : chose impossible. [2.415 #5780]

Fizahan-teny