|
|
|
|

Teny iditra1  anoina
Fototeny  2  ano
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao: Ny tsy anoina no anoina. [1.1]
5  asa atao na zavatra karakaraina: Tian'ny mpanjify ny taozavatra anoin' ny mpanao asa tanana
6  Endriky ny matoanteny aman-tsirinteny a-, -ina, -ana: Matoanteny anoina ny hoe: atao, soratana, vidina [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  7  to be done, etc. Same as atao. [1.2]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny anoina io

Fivaditsoratra  14  ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16