|
|
|
|

Teny iditra1  anoin-tsarotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana itỳ trano itỳ satria ho avy izao ny orana. (Marihina fa matoantenin' ny iharana ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain' ny maro amin' ny fiteny hoe manoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mataontenin' ny mpanao mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] difficult, beset with difficulties
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] difficile à accomplir
Singan-teny  6  anoina, sarotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07