|
|
|
|

Teny iditra1  sarotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  lafo, sarobidy [Bezanozano] [1.78]
9  Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity
10  Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome
11  Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany
12  Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra
13  Lafo vidy: Sarotra ny vary izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  difficult; selfish, hard to get along with; costly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15  difficile [1.3, 1.8]
16  ardu, périlleux, pénible, dangereux
17  cher, coûteux, ruineux
18  avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant [1.3]
19  égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher [1.8]
Ohatra  20  sarotra ny mampiditra resaka, hoy Ilaimanga fa hoatry ny haninona ihany. [2.324]
21  Mbola tsy nahita aho aloha fa sarotra ny mandainga, hoy ny rainy. [2.470]
22  Lehibe aman-tsaro-boasana ny fitsaranao [2.996]
Haiendriteny 
23  Tsotra :
24  Tovonana :
Mpanahaka  25  Lafo, hangana, hentona
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  43  Ohabolana misy io teny sarotra io

Fivaditsoratra  44  sarotra, Soratra, soratra, tsarôra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18