Teny iditra anoloana (oloana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana eo alohan' ny tena: Mijoro eo analoan' ny mpampianatra ny mpianatra ~ Mipetraha eo anoloana ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Before, in the presence of [1.2]
Fanazavàna teny frantsay En présence [1.3, 1.5]
 Devant, devant la façade [1.3]
 Par devant [1.5]
Ohatra 
1Nikendry anoloana, niandry ny hoe: [2.576]
2Amin'io andro fanandratana azy io no anoloana ny lambany. [2.588]
3Iaraha-mahalala ny fahalementsika eo anoloana ny kolikoly amim-bola. [2.503]
Haiendriteny 
Tsotra : anoloana, anoloako, anoloanao, anoloany, anoloantsika, anoloanay, anoloanareo, anoloan', anoloan-, anoloam-, anoloa-
Kamban-teny 

Teny iditra anoloana (solo)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anoloana, anoloako, anoloanao, anoloany, anoloantsika, anoloanay, anoloanareo, anoloan', anoloan-, anoloam-, anoloa-
Ny lasa : nanoloana, nanoloako, nanoloanao, nanoloany, nanoloantsika, nanoloanay, nanoloanareo, nanoloan', nanoloan-, nanoloam-, nanoloa-
Ny hoavy : hanoloana, hanoloako, hanoloanao, hanoloany, hanoloantsika, hanoloanay, hanoloanareo, hanoloan', hanoloan-, hanoloam-, hanoloa-
Filaza mandidy : anoloy

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08