Teny iditra anoloany (oloana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana anoloanana [fitanisana]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Teny iditra anoloany
Sokajin-teny tambinteny anoloana sy mpisolo
Ohatra 
1Nisy bokotra kely notsindrin' ilay mpivarotra teo anoloany. [Andraina: I Vola, takila 59]
2Jemby ny masony nahita ny teo anoloany. [Rajaonarivelo: Bina, takila 79]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20