|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anoloana
Fototeny  2  oloana
Sokajin-teny  3  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza toerana eo alohan' ny tena: Mijoro eo analoan' ny mpampianatra ny mpianatra ~ Mipetraha eo anoloana ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Before, in the presence of [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  en présence [1.3#460, 1.5]
7  devant, devant la façade [1.3#460]
8  par devant [1.5]
Ohatra  9  Nikendry anoloana, niandry ny hoe: [2.576]
10  Amin'io andro fanandratana azy io no anoloana ny lambany. [2.588#]
11  Iaraha-mahalala ny fahalementsika eo anoloana ny kolikoly amim-bola. [2.503#]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/2)15  anoloana
Fototeny  16  solo
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  18  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3#624]
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08