Teny iditra anondrahana (tondraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Na ny rano anondrahana ny hazo volena ao aza, tovozina any amin'ny roapolo kilometatra, ary nefa amin'izao fotoana izao dia efa anisan'ny mpanondrana voasary any ivelan'ny taniny Isiraely! [2.503]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anondrahana, anondrahako, anondrahanao, anondrahany, anondrahantsika, anondrahanay, anondrahanareo, anondrahan', anondrahan-, anondraham-, anondraha-
Ny lasa : nanondrahana, nanondrahako, nanondrahanao, nanondrahany, nanondrahantsika, nanondrahanay, nanondrahanareo, nanondrahan', nanondrahan-, nanondraham-, nanondraha-
Ny hoavy : hanondrahana, hanondrahako, hanondrahanao, hanondrahany, hanondrahantsika, hanondrahanay, hanondrahanareo, hanondrahan', hanondrahan-, hanondraham-, hanondraha-
Filaza mandidy : anondrahy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20