Teny iditra (1/2) | 1 antambo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
fambara loza, loza 4 [1.78] [Sihanaka, Tanala] loza 5 [1.1] Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. 7 [1.7] a calamity |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] malheur, calamité |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny antambo io |
Teny iditra (2/2) | 13 antambo |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny |
Voambolana |
16 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 17 abontam, antambo, tambano, tombana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |