|
|
|
|

Teny iditra1  antaranoana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandrakizay doria alaovalo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] everlasting. Used after mandrakizay.
Ohatra  5  [2.285#] fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao;
6  [2.113#] Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana.
Singan-teny  7  antara, noana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  anantaranao, anantaraona, anantaroana, anatrananao, antaranoana, nanaratanao, nanaratoana, nanataranao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21