Teny iditra antara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] faritra lalina amin'ny renirano [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] faritra lalina indrindra amin'ny renirano na farihy [Rakotosaona 1975]
 Dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizy. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] farihy lalina [Rakotosaona 1975]
Fandikana anglisy  [Provincial] deep water [Richardson 1885]
Fandikana frantsay  [Tankarana] abîme d'eau. [David 1952 (takila A)]
Mpanahaka  antaranoana ~ antaravelona

Teny iditra antara
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana anglisy cold, frigid [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31