Teny iditra | 1 antaranoana |
Singan-teny | 2 antara, noana |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandrakizay doria alaovalo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] everlasting. Used after mandrakizay. |
Ohatra |
6 fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao; [2.285#] 7 Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana. [2.113#] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 anantaranao, anantaraona, anantaroana, anatrananao, antaranoana, nanaratanao, nanaratoana, nanataranao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |