|
|
|
|

Teny iditra1  antaravelona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona itỳ varinao fa ndeha re hano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [velona, living.] Extremely cold.
Ohatra  5  [2.4#] raha hafanana no ilazana azy, dia tena antaravelona mihitsy.
6  [2.528#] Tsy ra no mikoriana ao aminao fa rano mangatsiaka, antaravelona!
Singan-teny  7  antara, velona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07