Teny iditra | 1 antaravelona |
Singan-teny | 2 antara, velona |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona itỳ varinao fa ndeha re hano |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [velona, living.] Extremely cold. |
Ohatra |
6 raha hafanana no ilazana azy, dia tena antaravelona mihitsy. [2.4#] 7 Tsy ra no mikoriana ao aminao fa rano mangatsiaka, antaravelona! [2.528#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/24 |