Teny iditra | antenaina (antena (any, tena)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy ¶ Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena itỳ no hita ¶ Andrasana: Rakoto no nantenain' ny mponina kanjo Rabe no tonga [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to be hoped for [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
to be expected [Richardson 1885] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | qu'on espère, qu'on attend [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny antenaina io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |