Teny iditra | antenimieram-pirenena | |
Singan-teny | antenimiera ; firenena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Assemblée nationale [1.5] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Zanakanarana | ||
Asa navoany | Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017 | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |