|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miera
Fototeny  2  era
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mangata-dalana: Niera an-janany no nahatongavan-dRasoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to ask permission [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  demander la permission [1.8]
Ohatra  7  niera tamin' I bory izy fa tsy nahazo [2.472]
8  Sy ny mangalabelirano tsy miera amin' andriana [2.48]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)18  mierà
Fototeny  19  era
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miera
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  24  miare, miera, mierà, mirea, miare, miera, mierà, mirea

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11