|
|
|
|

Teny iditra1  antenimieram-pirenena
Singan-teny  2  antenimiera, firenena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Pôlitika
Fanazavàna teny malagasy  5  anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  assemblée nationale [1.5]
Lohateny 
Asa navoany  8  Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16