|
|
|
|

Teny iditra1  antoandrobe
Singan-teny  2  antoandro, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  efa tena antoandro ny andro (9-10 ora) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415#6546]
Ohatra  6  Efa antoandrobe ny andro tamin' izany, ka efa ambony ny masoandro [2.324]
7  Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332#]
Voambolana  8  Fotoana
Tovy hevitra  9  antoandrobenanahary
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/24