Teny iditra | 1 antomotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] near at hand, as to future time 5 [1.7] close at hand |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#54, 1.8, 1.5] imminent 7 [1.3#54, 1.5] qui est proche 8 [1.8] proche |
Ohatra |
9 [1.38] Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. |
Voambolana |
10 Fotoana 11 Toerana |
Fototeny | 12 tomotra |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 17 madiva, tamy |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny antomotra io |
Fivaditsoratra | 22 amontotra, antomotra, manotòtra, manototra, namototra, natomotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |