Teny iditra madiva (diva)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana frantsay   qui est sur le point de [Abinal 1888]
Ohatra   fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva. [Dahle: Angano, takila 226]
Endriteny  
madiva
nadiva
hadiva
Fifanahafana   antomotra

Teny iditra madiva (diva)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   almost, on the verge of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   presque [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   bientôt, prochainement [Abinal 1888]
   sur le point de [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Madiva hiakatra any Antananarivo izahay! [Profita: Ranary, takila 132]
2Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 155]
Sampanteny  
Fifanahafana   tamy

2018/08/16