|
|
|
|

Teny iditra1  antomotra
Fototeny  2  tomotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy
5  Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  near at hand, as to future time [1.2]
7  close at hand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  imminent [1.3#54, 1.8, 1.5]
9  qui est proche [1.3#54, 1.5]
10  proche [1.8]
Ohatra  11  Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [1.38]
Voambolana  12  Fotoana
13  Toerana
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny antomotra io

Fivaditsoratra  21  amontotra, antomotra, manototra, manotòtra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11