Teny iditra | antom-pivelomana | |
Singan-teny | antony ; fivelomana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fototry ny fahazoana vola hivelomana, hohanina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Means of subsistence [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Moyen de subsistance, métier qui nourrit [1.8] | |
Voambolana | Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |