Teny iditra | antonta (tonta) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Voatomboka, notombohina [Rajemisa 1985] | |
Mpanahaka | antontany | |
Teny iditra | antonta (tonta) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Zavatra mifanongoa: Antontam-bato [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | a pile, a heap [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | tas, amas, monceau [Hallanger 1974] | |
Mpanahaka | antontany | |
Teny iditra | antonta | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Taimoro] fankasitrahana, fankatoavana [Rakotosaona 1975] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |