Teny iditra antontany (tonta)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mifanongoa: Antontam-bato ~ Aza atao antontany toy izao ny vary fa merika ny andro ka tsy ho maina [1.1]
Ohatra Ary nanontanian' i Ezekiasa ny amin' ireo antontany ireo, ny mpisorona sy ny Levita. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17