|
|
|
|

Teny iditra1  antontam-bary
Singan-teny  2  antonta, vary
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] riz en pignon, en tas
5  [1.196] (de antonta : riz) Riz coupé et posé en gerbes sur les digues des rizières, après la moisson, riz en meules. [Merina]
Ohatra  6  Atao eo afovoan' ny famoloana ny antontam-bary hovelezina, ary amelana tokotany manedidina, tokony ho 2 na 3 m. [1.38]
Voambolana  7  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02