Teny iditra | 1 antontany |
Fototeny | 2 tonta |
Sokajin-teny | 3 anarana na tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavatra mifanongoa: Antontam-bato ~ Aza atao antontany toy izao ny vary fa merika ny andro ka tsy ho maina |
Ohatra |
5 Ary nanontanian' i Ezekiasa ny amin' ireo antontany ireo, ny mpisorona sy ny Levita. [2.996#] |
Fivaditsoratra | 6 antontany, iantontan, natontany, niantonta, notantani, notatanin |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |