Teny iditra antratra (tratra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [ an-tratra ] enti-milaza zavatra novononina hanoloana ny lany na hitsinjovana izay mety ho tonga [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [root tratra.] Any extra number of people taken a short distance only in an expedition to supply vacancies occasioned by sickness, death, etc.; anything put aside for future use. See fitaiza. Some natives say this word should be anantra, from antra. [Richardson 1885]
 a substitute (person) [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay remplaçant [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31