Teny iditra | antsaky | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A bow with a single arrow. See tsipika, renitsipika [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | antsaky | ||
Sokajin-teny | tambinteny | ||
Fanazavàna teny anglisy | Almost, nearly. Same as saiky: Antsaky ho nanaikitra azy ny alika (The dog was on the point of biting him) [1.2] | ||
Fivaditsoratra | antsaky, antsika, kiantsa, sintaka, tsanaky, tsinaka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02 |