|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  saiky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  a child [Sakalava] [1.2#264]
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)6  saiky
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [1.1]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Tovy hevitra  14  fanampy, latsy, rikarika, safy, sosona, tamby, tohana, tsikala
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)18  saiky
Sokajin-teny  19  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  20  Mitovy amin' ny siky [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  21  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (4/4)22  saiky
Sokajin-teny  23  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  24  saika [1.1]
Tovy hevitra  25  saika
Tsanganana sy sary iray takila  26  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  27  isaky, saiky

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11