|
|
|
|

Teny iditra1  antsikely
Singan-teny  2  antsy, kely
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Petit couteau, canif, grattoir
Ohatra  6  antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. [2.117#]
7  Ny antsikely fanaovana hasoavana dia tsapaina faharanitra amin' ny sofin' ny ombalahy mena efa mitrongy tany. [2.436#]
Voambolana  8  Fitaovam-piasana
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny antsikely io

Fivaditsoratra  11  antsikely, nitselika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21