|
|
|
|

Teny iditra1  antsimbary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Antsy mifaraingo ny lelany ka ampiasaina hijinjana vary
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A knife used for cutting rice, a sickle.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3][antsim-bary] Couteau servant de faucille
Voambolana  6  Fitaovam-piasana
Singan-teny  7  antsy, vary

Fivaditsoratra  8  antsimbary, tsirambina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21