Teny iditra | 1 antsimbary |
Singan-teny | 2 antsy, vary |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Antsy mifaraingo ny lelany ka ampiasaina hijinjana vary |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A knife used for cutting rice, a sickle. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3][antsim-bary] Couteau servant de faucille |
Voambolana |
7 Fitaovam-piasana |
Fivaditsoratra | 8 antsimbary, tsirambina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |