Teny iditra | antsinay > antsina | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Same as antso, a call [1.2] | ||||||
Teny iditra | antsinay > antsina | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Qu'on croit, croyait. (ambàra). [1.19] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | antsinay > antsina | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui a une odeur forte [mentionné dans laronantsina ] [1.196] | ||||||
Fivaditsoratra | antsany, antsina, tsinana |
Teny iditra | antsinay > antsy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [1.78] | ||||
[Tanala] Antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [1.78] | |||||
Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | A knife [1.2, 1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Canif [1.3] | ||||
Couteau dont la lame se replie [1.3] | |||||
Couteau [1.8, 1.13] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | ||||
Tovy hevitra | antsibe | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny antsy io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: antsy ao amin' ny Baiboly | ||||
Fivaditsoratra | antsy, sinta |