Teny iditra antsody
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanodinana ny kofehy na ny landy amin' ny ampela na ny volotara; famolesana ny akoran-dandy ho tonga kofehy. [Rajemisa 1985]
 horona-mpampita voaefitra [SLP 1986]
Famaritana anglisy the winding off from hanks to a reel. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay bobine [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  antsody akrômatika ~ antsody voalohany

Teny iditra antsody
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy jereo sodina [Rajemisa 1985]

2009/11/07