Teny iditra | ![]() |
manantsody (antsody) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mamindra ny kofehin-dandy amin' ny volotara na famahanan-tenona [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||
Famaritana anglisy | to wind on to a reel, to twirl. [Richardson 1885] | |||||||||||||||||
Famaritana frantsay | dévider, mettre en bobine [Abinal 1888] | |||||||||||||||||
Ny bikany |
| |||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manantsody io | |||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2013/03/21 |
![]() |