Teny iditra antsoharaina (antsohara)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao)
Fotopotorana na hamafisina tsara: Isika izao: velona iray trano, maty iray fasana; fihavanana tsy misy hoantsoharaina ny antsika (kabary am-panambadiana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be seasoned or tempered, as in antsohara. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : antsoharaina, antsoharaiko, antsoharainao, antsoharainy, antsoharaintsika, antsoharainay, antsoharainareo, antsoharain', antsoharain-, antsoharaim-, antsoharai-
Ny lasa : nantsoharaina, nantsoharaiko, nantsoharainao, nantsoharainy, nantsoharaintsika, nantsoharainay, nantsoharainareo, nantsoharain', nantsoharain-, nantsoharaim-, nantsoharai-
Ny hoavy : hantsoharaina, hantsoharaiko, hantsoharainao, hantsoharainy, hantsoharaintsika, hantsoharainay, hantsoharainareo, hantsoharain', hantsoharain-, hantsoharaim-, hantsoharai-
Filaza mandidy : antsoharao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20