|
|
|
|

Teny iditra1  antsontsany
Fototeny  2  tsontsa
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#99] jereo tsontsa
Ohatra  5  Aza manao antsontsany amin' ny vadinao (aza mila ady amin' ny zavatra tsinontsinona. [2.436#]
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny antsontsany io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02