Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : antsontsany | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Antsontsany hoatry ny fihinanana fadin-kena : hanina mafana, mandoro ; hanina mangatsiaka, miraikitra amin' ny lanilany. [2.415 #5644]
Antsontsany ohatra ny fihinana fadin-kena : hanina mafana, mandoro; haninahanina mangatsiaka, miraikitra amy ny lanilany. [2.653] Antsontsany ohatra ny fihinanana fadin-kena : hanina mahamay mandoro, hanina mangatsiaka, miraikitra | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chercher difficultés et querelles comme l' intérieur de boeuf, quand on le mange : chaud, il brûle ; froid, il s' attache au palais. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut en tout un juste milieu ; ce proverbe se disait des gens trop hésitants. [2.415 #1198]
Se disait des personnes difficiles de caractère. [2.415 #5644] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza manao antsontsany amin' ny vadinao. [2.165 #1802, 2.415 #1267] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne cherchez pas querelle à votre femme pour des riens. [2.415 #1267]
Ne reprochez pas à votre femme toutes les peccadilles quelle peut commettre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||