|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  antsoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] firombaka, angady kely fanao amin'ny zaran-defona, vy maranitra misy zarany lavalava entina mihaza trondro
4  [1.78] [Tambahoaka, Bara, Sihanaka] angady
5  [1.1] Angady kely lava zarana fitondra mandeha
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] In the provinces it is the name of a large chisel for hollowing out canoes, and a spade.
Voambolana  7  Fitaovam-piasana
Sary 

Teny iditra (2/3)9  antsoro
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Ahitra lava ravina misy rirany mandidy ary malama ka mety handavo raha voahitsaka, indrindra raha mando; izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: Boka potraka amin'ny antsoro: raha misy fivoy dia lakana.
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] a grass (or cyperaceous plant?). It is chewed and the saliva swallowed for colic.
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.19] [Tankarana] herbe à toiture (tènina).
14  [1.196] (de sorona : action d'activer, d'attiser le feu ; cette herbe étant souvent employée sèche comme combustible). Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae). Utilisée comme chaume pour la couverture des cases; les inflorescences servent à rembourrer les oreillers et coussins. Les feuilles sèches, odorantes, entrent dans la composition d'un odi-tazo, administré aux malades qui ont des accès de malaria. Les racines en décoction sont données à boire dans les coliques [Merina]
Voambolana  15  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  16  antsory
Tovy hevitra  17  tenina
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny antsoro io

Teny iditra (3/3)20  antsoro
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.78] [Bara] fitaratra

Fivaditsoratra  23  antsoro, trosona, tsorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02