|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aodina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] [Provincial] to be supplied with medicine
Fototeny  4  ody
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  aodina
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Asaina mikomy: Naodin' ireo naongana tamin' ny toeram-boninahiny ny mponina tany amin' ny faritany atsinanana
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] to be excited to rebellion.
Fototeny  13  odina
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18  adinao, anadio, anodia, aodina, dianao, iadano, odiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21