|
|
|
|

Teny iditra1  aokalahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaniry fanao ody aretin' ny fantson' ny filahiana ny hodiny (Neotina isoneura)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (aoka : marque le souhait, le désir ; et lahy : mâle, les hommes sont heureux de le rencontrer). Neotina isoneura (Radlk.) Capuron (Sapindaceae). Les écorces sont réputées très actives dans le traitement des blennorragies. [Tanala]
Voambolana  5  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  7  aokalahy, haalokay, halaikao, halaokay, haloakay, haolakay

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14