|
|
|
|

Teny iditra1  aolaka
Fototeny  2  olaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Avily, asafelika; atao mibiloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  used of that which is made to wind, to be ambiguous, etc. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  aaloka, alakao, alaoka, aloaka, aolaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20