Teny iditra | aompana (ompana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be tied to. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ampanoa, aompana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10 |