Teny iditra aondrika (ondrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao milefitra, mitanondrika: Aondreho ny loha fa aza miandrandra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be bent, to be made to stoop. [1.2]
 To be bowed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on incline, qu'on plie qu'on fait incliner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aondrika, aondriko, aondrikao, aondriny, aondritsika, aondrikay, aondrikareo, aondrik', aondri-
Ny lasa : naondrika, naondriko, naondrikao, naondriny, naondritsika, naondrikay, naondrikareo, naondrik', naondri-
Ny hoavy : haondrika, haondriko, haondrikao, haondriny, haondritsika, haondrikay, haondrikareo, haondrik', haondri-
Filaza mandidy : aondreho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20