Teny iditra | 1 ondrika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fileferan' ny loha, fijerena ambany, fijokoana. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] prostration, dejection, bowing the head. [mal. Tunduk.] see tsaoka, hohoka. |
Voambolana |
5 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 aondrik, kondray, ndriako, nidrako, ondrika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |