Teny iditra | 1 aorina |
Fototeny | 2 orina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atsangana, atsatoka: Tamin' ny taon-dasa no naorina itỳ tsena itỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be raised up, to be fixed in the earth, to be founded. 6 [1.7] to be founded; to be fixed in the earth |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on fonde; qu'on fixe dans la terre |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 anairo, anario, anirao, anoira, aorany, aorina, araony, aroany, aronay, ianaro, ianora, iarano, iorana, iranao, iroana, rainao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |