Teny iditra (1/3) | 1 aory |
Fototeny | 2 ory |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina mampahory, misangy, manorisory |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#470] ce avec quoi on taquine |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 aory |
Fototeny | 11 orana |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aorana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] aorana |
Teny iditra (3/3) | 14 aory |
Fototeny | 15 otra |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aotra [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 17 airo, aori, aory, ario, aroy, iora, iroa, oria, roay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |