Teny iditra |
orana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Tanosy]
patsa [Rakotosaona 1975]
|
| Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana amantongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | the Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [Richardson 1885]
|
| a shrimp [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | écrevisse [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Astacoides madagascariensis |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo [Rajohanesa: Kintana]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
orana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [Rajemisa 1985]
|
| Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [Richardson 1885]
|
| Rain [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | Pluie [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Endriteny |
|
Teny mitovy hevitra | |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Midona ny orana any Ankaratra [Fox: Hainteny, laharana 192]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
orana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
|